Teny iditra | misandratra andro | |
Singan-teny | misandratra ; andro | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny fotoana hatramin' ny maraina ka hatramin' ny mitataovovonana [1.1] | |
Ohatra | Misandratra andro tamin' izay ary tsy ranonando intsony teny an-tendrom-bozaka
[2.470] | |
Voambolana | Fotoana | |
Fivaditsoratra | andro misandratra, misandratra andro |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/22 |